Nihaona tamin’ny Praiministra, Lehiben’ny Governemanta, Ntsay Christian, androany maraina, ny delegasiona avy any Burundi, notarihin’Andriamatoa Ernest NIYOKINDI, lehiben’ny kabinetra lefitra ao amin’ny Fiadidiana ny Repoblika sady mpitarika ny tetikasa SUN (Scaling-Up Nutrition).